Entrée |
varotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanakalozan-javatra amin' ny vola, hitadiavantombony: Lasa nanao varotra any an-tsiraka izy Entana amidy: Aza hitsahinao ity varotr' olona. [1.1]
|
Explications en anglais | Selling, trade, commerce [1.7]
|
Explications en français | Vente, commerce [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Négoce, trafic, marchandise [1.3]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470]
|
2 | Ny fanambadiam-baro-barotra, ny varotra misy rahateo.
[2.48]
|
|
Morphologie |
Simple : |
varotra,
varotro,
varotrao,
varony,
varotsika,
varotray,
varotrareo,
varotr',
varo-,
varotry |
Préfixée : |
-barotra,
-barotro,
-barotrao,
-barony,
-barotsika,
-barotray,
-barotrareo,
-barotr',
-baro-,
-barotry |
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
varotra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsimisaraka]
(déformation de voarotra).
Eugenia jambolana Lam. (Myrtaceae). Parfois aussi
Eugenia jambosa L. ; les deux espèces sont introduites, mais se sont largement naturalisées. Arbres à fruits comestibles.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Eugenia jambolana, Eugenia jambosa |
|