|
|
|
|

Entrée tandrimo (rimo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Mitovy hevitra: sangodina [1.1]
Explications en anglais A top [1.7]
Explications en français Toupie [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]

Mis à jour le 2023/08/11