Entrée |
takalo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra mitovy vidy amin' ny zavatra iray ka asolo azy: Ity boky ity ve no takalon' ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra [1.1]
|
| Endrika ifanakalozana, entana mivantana [1.13]
|
Explications en anglais | Barter, exchange; that which is given in barter [1.7]
|
Explications en français | échange, troc [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Ce qu'on donne en échange [1.8]
|
Exemples |
1 | Dia samy lasa izy roa lahy, nony vita ny takalo.
[2.293]
|
2 | Ireo no reni-vary kosa, ka raha vokatra daholo, tsy misy takalo ny vary
[2.48]
|
3 | Tsy resaka varotra na takalo rahateo moa no tena ataoko aminao, fa resaka fitiavan-tanindrazana.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
takalo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sakalava]
Anaran-kazandrano sahala amin' ny bontàna saingy fihinana [1.1]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Takalo
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Vaviroa Marcelline |
Editions | 2014. Dodo vole. Largeur: 31cm. Hauteur: 22cm.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|