Entrée | sondrovaka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona:
Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2013/06/13 |
![]() |