Entrée | misondrovaka (sondrovaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |