Entrée |
siaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Halozana, faharatsiam-panahy Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
|
Explications en anglais | Fierceness, violence [1.7]
|
Explications en français | Méchanceté [1.3, 1.8]
|
| Violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie Goût piquant de certaines herbes Causticité, violence de language [1.3]
|
| Goût piquant de certaines plantes [1.196]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|
Entrée |
siaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina Feo entina miantso. [1.1]
|
Explications en anglais | Whistling [1.7]
|
Explications en français | Action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3]
|
| Sifflement [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao.
[2.357]
|
2 | Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny.
[2.529]
|
|
Dérivés |
Synonymes | |
|