Entrée |
savily
(vily)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona Vy miady Fikivilivilian-javatra mivezimbezina Famelezana ankolaka [1.1]
|
Explications en anglais | A hinge; the act of swinging on a hinge [1.7]
|
Explications en français | Charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8]
|
Exemples |
1 | Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ...
[2.48]
|
2 | Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny.
[2.332]
|
|
Dérivés |
|