Entrée |
salazana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [1.1]
|
Explications en anglais | A mast [1.7]
|
Explications en français | Mât de navire [1.3, 1.5]
|
| Mât [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples | sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.
[2.996]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
salazana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Soitrafo na havitra fitonoan-kena Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1]
|
Explications en anglais | A gridiron for roasting food [1.7]
|
Explications en français | Espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril; Grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3]
|
| Grille pour rôtir [1.8]
|
| Grande fourchette pour faire rôtir [...] [texte complet dans 1.5]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Apetraka eo ambony salazana avy eo.
[2.117]
|
2 | Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana.
[2.472]
|
3 | Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|