Entrée | sahanina (sahana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be faced up to [1.7] | ||||||||
Explications en français | (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3] | ||||||||
à quoi on fait face [1.8] | |||||||||
Exemples | Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2024/02/07 |
![]() |