Entrée | rava | ||||||
Partie du discours | participe | ||||||
Explications en malgache | Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Ruined, destroyed [1.7] | ||||||
Explications en français | Démoli, détruit [1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |