Entrée | ozona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. [1.1] | |
Explications en anglais | A curse [1.7] | |
Explications en français | Malédiction, imprécation [1.8] | |
Exemples | Ny hitondra anao any amin' ilay toerana dia tsy azoko atao mihitsy, hoy izy, satria mafy loatra ny ozona amin' izany.
[2.471] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |