|
|
|
|

Entrée mody mandry
Partie du discours locution
Mots élémentaires mody, mandry
Explications en malgache Tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [1.1]
Explications en anglais To go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [1.2]
Explications en français Coucher une nuit en voyage [1.3]
Morphologie 
Présent : mody mandry
Passé : nody mandry
Futur : hody mandry

Entrée mody mandry
Partie du discours locution
Mots élémentaires mody, mandry
Explications en malgache Enti-milaza ny olona maty [1.1]
Explications en anglais To die [1.2, 1.7]
Explications en français Mourir [1.3, 1.8, 1.5]
Exemples 
1Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558]
2Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587]
3Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296]
Morphologie 
Présent : mody mandry
Passé : nody mandry
Futur : hody mandry
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/04/16