Entrée | mividy (vidy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To buy [1.7] | ||||||||
Explications en français | Acheter [1.8, 1.13] | ||||||||
Vocabulaire | Economie: (en général) | ||||||||
Exemples | Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy.
[2.4] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |