Entrée |
mivembena
(vembena (vena))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
|
| Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
|
Explications en anglais | To reel, to stagger [1.7]
|
Explications en français | Tituber [1.8]
|
| Se balancer; tituber [1.13]
|
Exemples | Mivembena azon' ny toaka izy
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mivembena |
Passé : |
nivembena |
Futur : |
hivembena |
|
|