Entrée |
mitsangana
(tsangana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miainga, mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Raha vao nantsoina ny anarany, dia nitsangana izy Mijoro: Efa ela aho no nitsangana teto fa tsy nisy mpampandroso Miseho, mitolo-tena: Amin' izao fahalasanan' ny rainao izao, mitsangàna ho lohan' ny fianakaviana. [1.1]
|
Exemples | Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mitsangana |
Passé : |
nitsangana |
Futur : |
hitsangana |
Impératif : |
mitsangàna |
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|
Entrée |
mitsangàna
(tsangana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mitsangana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|