Entrée | mitono aina | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | mitono, aina | |
Explications en malgache | Minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
Explications en anglais | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
To risk one's life [1.7] | ||
Explications en français | Risquer sa vie [1.8] | |
Exemples | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
[2.324] | |
Synonymes | manao aina tsy ho zavatra ~ mivarotra aina | |
Mis à jour le 2023/05/19 |
![]() |