Entrée | misarika (sarika) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Misintona zavatra ohatra ny maka ny tsiratsiraky ny vatan' akondro Misintona zavatra mba hivoaka na hanaraka ny tena, manintona, mitarika, mandroritra: Misarika olona amin' ny sandriny Mitondra... ho amin' ny: Ny hilazako izany dia mba hisarika ny sainareo amin' ny [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To pull; to snatch; to make the drawing of the lottery [1.7] | ||||||||
Explications en français | Tirer; enlever avec la main [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |