Entrée |
misakafo
(sakafo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihinana sakafo: Amin' ny firy ianareo no misakafo amin' ny hariva? [1.1]
|
Explications en anglais | To eat a meal [1.7]
|
Explications en français | Prendre un repas [1.8]
|
Exemples |
1 | antoandrotoandro ihany vao miarina ny maraina ary manara-po amin' ny torimasobe mahakamokamo, nony avy misakafo.
[2.470]
|
2 | Miara-misakafo izahay rehetra rahefa tonga izy.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
misakafo |
Passé : |
nisakafo |
Futur : |
hisakafo |
Impératif : |
misakafoa |
|
|