Entrée | mimamà (mamà (ma)) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mitrentrena, mitrena matetika Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To low (of cattle) [1.7] | ||||||
Explications en français | Meugler, beugler (du boeuf) [1.8] | ||||||
Vocabulaire | Son ~ Zoologie: (en général) | ||||||
Exemples | Mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy?
[2.996] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |