Entrée |
milona
(lona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1]
|
Explications en anglais | To be soaked, to be steeped [1.7]
|
Explications en français | être trempé, mis à tremper [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
milona |
Passé : |
nilona |
Futur : |
hilona |
Impératif : |
miloma |
|
|