Entrée | mihazo (hazo) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To pass by way of [1.7] | ||||||
Explications en français | Passer par [1.8] | ||||||
Exemples | Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
[2.470] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2022/09/12 |
![]() |