Entrée |
mihantsy
(hantsy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro Manao izay hihomehezana zazakely Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa
[1.1]
|
Explications en français | Provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
|
Exemples |
1 | sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy;
[2.69]
|
2 | Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe:
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mihantsy |
Passé : |
nihantsy |
Futur : |
hihantsy |
Impératif : |
mihantsia |
|
|