Entrée |
maninana
(inana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? Mihaika [1.1]
|
Explications en anglais | To defy, to challenge [1.2]
|
Exemples | - Maninana mpiasam-panjakana ialahy!
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
maninana |
Passé : |
naninana |
Futur : |
haninana |
Impératif : |
maninàna |
|
|
Entrée |
maninàna
(inana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif maninana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|