Entrée |
miamboho
(voho)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra... [1.1]
|
Explications en anglais | To turn the back on; to die (of the (sovereign) [1.7]
|
Explications en français | Tourner le dos; mourir (en parlant du souverain) [1.8]
|
Exemples |
1 | Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
[2.472]
|
2 | Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo:
[2.48]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miamboho |
Passé : |
niamboho |
Futur : |
hiamboho |
Impératif : |
miambohoa |
|
|