Entrée |
miakatra
(akatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [1.1]
|
Explications en anglais | To ascend, to go up, to mount up. [1.2]
|
| To go up; to enter [1.7]
|
Explications en français | Monter; entrer [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
miakatra |
Passé : |
niakatra |
Futur : |
hiakatra |
Impératif : |
miakara |
|
|