Entrée | menavazana | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | mena, vazana | |
Explications en malgache | Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1] | |
Explications en anglais | Old soldiers [1.7] | |
Explications en français | Anciens combattants, vétérans [1.8] | |
Exemples | Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
[2.472] | |
Mis à jour le 2023/04/16 |
![]() |