Entrée | masoandro | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | maso, andro | |
Explications en malgache | Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] | |
Explications en anglais | The sun [1.2, 1.7] | |
Explications en français | Soleil (figuré) le père, le souverain [1.3] | |
Le soleil [1.8] | ||
Vocabulaire | Astronomie | |
Exemples | Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499] | |
Article | Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/12/16 |
![]() |