Entrée |
manilika
(ilika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika? Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
|
Explications en anglais | To push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
|
| To push aside or farther off [1.7]
|
Explications en français | Pousser de côté ou plus loin [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples | Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
manilika |
Passé : |
nanilika |
Futur : |
hanilika |
Impératif : |
maniliha |
|
Synonymes | |
|