Entrée | mandray (ray) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mikasika amin' ny tanana: Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin' ny mpitsara ny kiririoka Mananty: Mandray fanomezana Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kianjy no nandray ny filohan' ny Nosy ny vahoaka Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana Manaiky ho isan' ny...: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia Mahazo: Nandray soa be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka ~ Vao avy nandray vola izy Miraikitra: Tsy mandray tsara itý loko itý izany [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To receive [1.2, 1.7] | ||||||||
To accept [1.2] | |||||||||
To take [1.7] | |||||||||
Explications en français | Recevoir, prendre, accepter [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/06/12 |
![]() |