Entrée |
manampò
(fo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy fandriana Mihevitra, manantena: Tsy nanampo anao ho afaka mihitsy aho Mieritreritra, manao ho zavatra, miahy: Tsy manampo raharaha velively io Rangahy io [1.1]
|
Explications en anglais | To have in one's mind, to expect, to intend, to purpose. [1.2]
|
| To expect [1.7]
|
Explications en français | Prévoir, s'attendre à [1.8]
|
Exemples |
1 | Koa samia manampo ady tsara, sao manan-kevitra hafa ka manantena hihodividivitra.
[2.588]
|
2 | Tsy mba manampo ny hahazo sitraka na torolalana izy ireny fa dia mitozo befahatany.
[2.895]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manampò |
Passé : |
nanampò |
Futur : |
hanampò |
Impératif : |
manampoiza |
|
|