Entrée | manaiky (aiky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana Mety: Tsy manaiky ny handeha izy Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2] | ||||||||
To agree; to obey; to profess a faith to agree reluctantly or under duress [1.7] | |||||||||
Explications en français | Comme maneky [1.3] | ||||||||
Consentir; obéir; confesser sa foi [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/09/21 |
![]() |