Entrée |
mamosaka
(posaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
|
Explications en anglais | To reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
|
Explications en français | Révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
|
Exemples | Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
[2.298]
|
Morphologie |
Présent : |
mamosaka |
Passé : |
namosaka |
Futur : |
hamosaka |
Impératif : |
mamosaha |
|
Synonymes | |
|