Entrée | mamilafila (filafila) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1] | ||||||
Explications en français | Promettre et se dédire [1.3, 1.5] | ||||||
Tenir le bec dans l'eau [1.3] | |||||||
Exemples | nahoana no miseho kely dia lasa ka mamilafila ny tia? [2.131] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | mampifilafila ~ mampilafila | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |