Entrée |
mamelona
(velona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahatongaho velona; manome aina: Ny fanahy no mamelona ny vatana Miahy, mikarakara: Io Rangahy io no namelona anao fony kely Mampaneno, mively: Iza no namelona ny lakolosy tao? Mahatonga hirehitra, mampirehitra, mahatonga ho voasoritra tsara: Mamelon-jiro antoandro ry zareo ao avaratra / Izaho no vao namelona io soratra io fa efa saiky tsy hay novakina izy io tao. [1.1]
|
| Manome sakafo [1.13]
|
Explications en anglais | To animate; to supply with the necessities of life, to support [1.7]
|
Explications en français | Animer [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Nourrir [1.3, 1.13, 1.5]
|
| Entretenir [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Ranimer; faire vivre [1.3, 1.8]
|
| Donner la vie [1.3, 1.13]
|
| Vivifier, remettre en vigueur [1.3]
|
| Allumer, mettre en marche [1.5]
|
| Sonner [1.3, 1.5]
|
Exemples |
1 | ny fanahy ihany no mamelona ny vatana (c’est l’âme qui anime le corps)
[1.3]
|
2 | Andriamanitra no mamelona ny olona rehetra (c’est de Dieu que dépend la vie des hommes, c’est Dieu qui nourrit les hommes)
[1.3]
|
3 | ny hafanan’ ny masoandro no mamelona ny zava-maniry (la chaleur du soleil vivifie les plantes)
[1.3]
|
4 | Idada no saina sy rivotra mamelona antsika!
[2.499]
|
5 | Mandritra izany fotoana rehetra izany, izy koa no mitarika sy mamelona ny resaka.
[2.4]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamelona,
mamelon-,
mamelom-,
mamelo- |
Passé : |
namelona,
namelon-,
namelom-,
namelo- |
Futur : |
hamelona,
hamelon-,
hamelom-,
hamelo- |
Impératif : |
mameloma |
|
|