Entrée |
malama
(lama)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Malambolambo mampibolisatra: Tandremo sao potraka fa malama ny fotaka Midifidify tsy mety mandoa trosa: Olona malama iny Rangahy iny fa aza mba mampisambo-bola an' iny. [1.1]
|
Explications en anglais | Smooth, slippery [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Glissant [1.3, 1.8]
|
| Poli, uni Figuré: mauvais payeur, peu probe, qui ne rend pas ce qu'il emprunte [1.3]
|
| Lisse [1.8]
|
Exemples |
1 | Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray.
[2.472]
|
2 | Raha manaiky ny tsy hiverina ilalana ny tongotrao kapohin‘ ny bozaka kotsan' ando sy solafaka impolo kely amin' ny fotaka malaman' ny riaka...
[2.529]
|
3 | nefa tandremo sao lavo fa malama ny lalana;
[2.1010]
|
4 | Tonon' andry malama, Mahaiza mitan-kazomanga, Fa ny zana-Bazaha no hitsangaaa.
[2.69]
|
|
Morphologie |
Simple : |
malama,
malaman' |
|
|