Entrée | mahia (hia) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao Tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Thin; meagre [1.7] | ||||||
Explications en français | Maigre, décharné [1.8] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Antonymes | matavy | ||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |