Entrée |
lasitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1]
|
Explications en anglais | A shoemaker's last [1.2]
|
| A mold, a last, a form for fashioning something [1.7]
|
Explications en français | Moule, forme, gabarit [1.8]
|
Origine | Explications en anglais: last.
|
|
Entrée |
lasitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1]
|
|