Entrée |
lanja
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io? Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
|
Explications en anglais | Weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
|
| Weight [1.7]
|
Explications en français | Poids, pesanteur [1.8]
|
| Importance; masse, dose [1.13]
|
Exemples |
1 | Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana;
[2.285]
|
2 | Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato.
[2.114]
|
3 | mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany.
[2.606]
|
|
Dérivés |
|