|
|
|
|

Entrée kisoa
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Explications en anglais A pig [1.7]
Explications en français Porc [1.54]
 Porc, cochon [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69]
2Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499]
Origine Explications en français: cochon.
Article 

Mis à jour le 2023/06/27