Entrée |
iny
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Enti-manondro olona na zavatra tokana lavitra dia lavitra, zara raha taza-maso: Handalo any amintsika mantsy izao iny vorona iny. Matetika koa anefa ny iny dia enti-manondro zavatra akaiky eny an-tanan' ilay olona itenenana mihitsy: Omeo ahy kely aza fady iny boky aminao iny [1.1]
|
Explications en anglais | That [1.2, 1.7]
|
| This. It is always used of something thoroughly known to both speaker and spoken to.
It is also used when giving anythig to a person [1.2]
|
Explications en français | Ce, cet, cette [1.3, 1.8]
|
| Celui-là, celle-là. Détermine aussi un temps passé [1.3]
|
Tableaux et planches |
|
|