Entrée |
goavana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Lehibe makadiry sady lava, ngezabe [1.1]
|
Explications en anglais | Huge, immense and good looking. See goay. [1.2]
|
| Huge, enormous [1.7]
|
Explications en français | [Tankarana]
Immense. [1.19]
|
| énorme [1.3, 1.8]
|
| Grand, corpulent [1.3]
|
Exemples |
1 | Tolona goavana anefa izany.
[2.472]
|
2 | Goavana izany voalazan' i Lioka ao izany!
[2.528]
|
3 | Hita fa halatra ity, ary halatra goavana.
[2.4]
|
4 | Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay.
[2.245]
|
|
Morphologie |
Simple : |
goavana,
goavam- |
|
Synonymes | ~ ~ |
|