Entrée | foana | ||||||
Partie du discours | adjectif ou adverbe | ||||||
Explications en malgache | Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Empty, void [1.2, 1.7] | ||||||
Vain Freely, foolishly, uselessly [1.2] | |||||||
Explications en français | Vide [1.3, 1.8] | ||||||
Vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu Sans but, inutilement [1.3] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/04/14 |
![]() |