Entrée |
firaisana
(iray)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Union; agreement [1.7]
|
Explications en français | Union; accord [1.8]
|
| Rapport sexuel, accouplement [1.13]
|
Exemples |
1 | Ho amin' ny firaisana no nahatongavany.
[2.356]
|
2 | Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra.
[2.332]
|
|
Analogues |
filomiana |
|
Entrée |
firaisana
(iray)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
|