Entrée |
fangitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza.
Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10]
|
| Faritra [1.1]
|
Explications en anglais | A curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
It is not used of a parallelogram. See faritra
[1.2]
|
Explications en français | Contour, délimitation, circonscription [1.3]
|
| Coordonnées. [1.13]
|
|
Entrée |
fangitra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Tapaka (volondoha) [1.78]
|
|