Entrée |
fanekena
(eky)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
|
| Fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
|
Explications en anglais | A treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
|
| An agreement, a contract, a treaty [1.7]
|
Explications en français | Accord, contrat, traité [1.8]
|
| Acceptation [1.13]
|
Exemples |
1 | Natao tao Sarimasy ny fanekena.
[2.508]
|
2 | Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona.
[1.436]
|
|
Autres orthographes |
Article |
|