Entrée | famorana (fora) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana [1.1] | |
Exemples | Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina.
[2.113] | |
Article | Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |