Entrée |
famaritana
(faritra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana [1.1]
|
| Fanomezana fanazavana ny teny iray [1.13]
|
Explications en français | L'action de circonscrire, de limiter, l'instrument [1.3]
|
| Définition [1.13]
|
Exemples |
1 | Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy?
[4.27]
|
2 | Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana?
[2.285]
|
3 | Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina.
[2.606]
|
|
|