Entrée | fahamarinana (marina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1] | |
Explications en anglais | The truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [1.7] | |
Explications en français | Vérité; justice; bonne conduite [1.8] | |
Synonymes | hamarinana | |
Citations | Textes citant fahamarinana | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |