Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahakelezana, faharotsadrotsahana [1.1]
|
Explications en anglais | Anything small, minute detail [1.2]
|
Explications en français | Petitesse, ténuité [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Resaka momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha:
Misy dinika hataon' ny vaomiera momba izany Famakafakana mba hahalalana zavatra iray araka izay tena toetrany, lanjany, hasoany:
Miki dinika lalina izany toe-javatra aposakao izany [1.1]
|
Explications en anglais | Conversation, rumination, private examination, secrets, affairs in detail [1.2]
|
| Careful examination [1.7]
|
Explications en français | Examen, consultation [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ary vao izay no tohizina ny dinika.
[2.245]
|
2 | Faràno eto ity dinika voalohany ity.
[2.296]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
dinika
(dika)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | Voadika, nodikaina: Nodinikao ny lalàna ka ho voasazy ianao [1.1]
|
Explications en français | Franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
dinika,
diniko,
dinikao,
dininy,
dinitsika,
dinikay,
dinikareo,
dinik',
dini-,
diniky |
Passé : |
nodinika,
nodiniko,
nodinikao,
nodininy,
nodinitsika,
nodinikay,
nodinikareo,
nodinik',
nodini-,
nodiniky |
Futur : |
hodinika,
hodiniko,
hodinikao,
hodininy,
hodinitsika,
hodinikay,
hodinikareo,
hodinik',
hodini-,
hodiniky |
|
Synonymes | ~ |
|
Entrée |
dinika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitsakoana fanindroany ataon' ny biby sasantsasany, toy ny omby, mba hanorotoroany izay nohaniny maimaika tany an-tsaha [1.1]
|
Explications en anglais | Chewing the cud [1.7]
|
Explications en français | Rumination [1.8]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|