Entrée |
dimby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy:
Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto Solo:
Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
|
Explications en anglais | Succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
|
| A successor, a replacement [1.7]
|
Explications en français | Successeur, remplaçant [1.8]
|
| Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
|
Vocabulaire |
Exemples | Dimby hajan' ny voninahitra io.
[2.245]
|
Dérivés |
|